Malagasy Ranoray

January 27, 2006

Nihoatra ny bande passante t@ pub

Filed under: Uncategorized — serasera @ 9:07 am

Nampiasaina hamoahana ny pub tao amin’ny serasera ny site ws.loharano.org. Voatery najanona anefa izany alina satria nihoatra ny bande passante nilaina. Dia voatery naverina ao amin’ny doka.serasera.org indray aloha mandra-pahazo bande passante ngeza kokoa.
Miezaka manamboatra tsikelikely ireo espaces pub azo amidy aho amin’izao fotoana izao ary mitady fomba koa hahamora ny fividianan’ny olona izany espaces izany.

Advertisements

January 20, 2006

Statistika serasera tato ho ato

Filed under: Uncategorized — serasera @ 9:17 am

Tsy aritra ny tsy hametraka ity statistika volana janoary 2006 ity.
Zavatra hita amin’izao dia manodidina ny 4500 isanandro eo ny mpamangy ny serasera.org ary ny avo indrindra dia tamin’ny 13/01/2006 izay nahatratra 11741
Isaorana be dia be ny namana tsirairay sy ny mpandrindra rehetra manafana ny sehatra.

Daily Statistics for January 2006
Day Hits Files Pages Visits Sites KBytes
1 96882 3.11% 50941 2.88% 28582 2.55% 3020 3.20% 1420 9.90% 631670 3.04%
2 149168 4.78% 86498 4.88% 54548 4.87% 4977 5.27% 1705 11.88% 949895 4.58%
3 181969 5.84% 104571 5.90% 64017 5.71% 5258 5.57% 1727 12.04% 1194032 5.75%
4 186276 5.98% 108545 6.13% 68893 6.15% 4564 4.83% 1713 11.94% 1255192 6.05%
5 174547 5.60% 102412 5.78% 66015 5.89% 4755 5.03% 1734 12.09% 1203305 5.80%
6 162862 5.22% 89719 5.07% 49707 4.44% 4447 4.71% 1667 11.62% 1011338 4.87%
7 140803 4.52% 73187 4.13% 45860 4.09% 3656 3.87% 1473 10.27% 871845 4.20%
8 114899 3.69% 62330 3.52% 34413 3.07% 2965 3.14% 1370 9.55% 711290 3.43%
9 187083 6.00% 98885 5.58% 55353 4.94% 4578 4.85% 1650 11.50% 1135975 5.48%
10 191551 6.14% 99318 5.61% 67376 6.01% 5076 5.37% 1663 11.59% 1255558 6.05%
11 157958 5.07% 88740 5.01% 48444 4.32% 4246 4.49% 1738 12.11% 1016960 4.90%
12 210729 6.76% 134250 7.58% 96582 8.62% 7706 8.16% 1817 12.66% 1569202 7.56%
13 224764 7.21% 142317 8.04% 106444 9.50% 11741 12.43% 1817 12.66% 1724755 8.31%
14 154185 4.95% 88801 5.01% 66623 5.95% 6043 6.40% 1644 11.46% 1035987 4.99%
15 93510 3.00% 47104 2.66% 33065 2.95% 2844 3.01% 1464 10.20% 572071 2.76%
16 195980 6.29% 117701 6.65% 79315 7.08% 5756 6.09% 1733 12.08% 1402939 6.76%
17 165067 5.29% 92539 5.23% 50178 4.48% 4105 4.34% 1716 11.96% 1051703 5.07%
18 156651 5.03% 88279 4.98% 48914 4.37% 4280 4.53% 1717 11.97% 1045276 5.04%
19 166680 5.35% 91409 5.16% 54238 4.84% 4576 4.84% 1811 12.62% 1069267 5.15%


Hery
http://hery.serasera.org
"Tsiky dia ampy"
Tel +39 338 744 2412

January 10, 2006

Hafatra vaovao

Filed under: Uncategorized — serasera @ 1:15 am

Manomboka mitranga ao amin’ny forum.serasera.org indray rehefa misy hafatra vaovao ao amin’ny namana. Isaky ny 10 minitra vao miova ilay filazana hoe hafatra vaovao. Aza gaga izany raha ohatra ka efa voavaky ilay hafatra nefa mbola misy hoe Hafatra vaovao ihany ao amin’ny forum.

January 8, 2006

Fanatsarana ny forum : mamaky avy hatrany

Filed under: Uncategorized — serasera @ 10:58 am

Hevitra avy tamin’i DS hoe rehefa tsindrina ilay hoe "vakio" dia tokony hisokatra avy hatrany ny hafatra.
Vita izany amin’izao fotoana izao.
Fanampin’izany dia tonga dia azo sokafana amin’ny endrika toa izao ny hafatra tsirairay na dia tsy hafatra farany aza.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=(parent_id)#(message_id)

ka (parent_id) ny id-n’nymessage voalohany eo amin’ny lisitra
ary (message_id) ny id-n’ny message tiana hovakiana

Ohatra

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m43aa43401cdb3#m43aaba92d4b46

January 4, 2006

Hatsaraina ny tatitra admin

Filed under: Uncategorized — serasera @ 10:50 am

Hohatsaraina ato ho ato ny tatitra halefa ho an’ny admin eto amin’ny serasera
Email iray isanandro ihany no hovoaray ka ao anatin’io email io daholo ireto tatitra manaraka ireto.
– Namana vaovao
– Namana nofafaina
– Sary vaovao
– Isan’ny hafatra nofafaina
– Isan’ny forum natao archives
– Tononkira vaovao avy ao amin’ny tononkira
– Ohabolana vaovao avy ao amin’ny ohabolana
– Lisitry ny lohateny tononkalo vaovao (avy ao amin’ny vetso.serasera.org)
– Takelaka vaovao (avy ao amin’ny takelaka.serasera.org)

Ny antony tena handefasana ireo amin’ny alalan’ny email dia mba ahafahan’ny tsirairay mandray ny anjarany amin’ny fandrindrana (ohatra izay mpandrindra sary afaka mamafa sary sns)
Raha misy zavatra hafa mbola mety ho ilaina dia afaka manoratra ihany.

Hery

Wikianja sy namana

Filed under: Uncategorized — serasera @ 12:05 am

Manomboka izao dia mampiasa ny solonanarana sy tenimiafina serasera vao afaka manoratra ao amin’ny wikianja

January 3, 2006

Fanavaozana ny wikianja

Filed under: Uncategorized — serasera @ 11:27 am

Havaozina tsikelikely koa ny wikianja amin’ity herinandro ity. Ny wikianja moa dia toerana ahafahanao manoratra malalaka zavatra izay tianao… dia tena malalaka tokoa. Amin’izao fotoana izao aloha dia ny mombamomba fanampin’ny namana tsirairay no tena ho hitanao ao fa mbola azo itarina ho ngeza be.
http://wiki.serasera.org ny wikianja
Raha ohatra ka mangamanga be fotsiny no hitanao dia ampiasao ny touche F5 fa mbola ilay wikianja taloha izay no voatahirin’ny ordinatera.
Mazotoa daholo

January 2, 2006

Ilay olana ao amin’ny dinika.

Filed under: Uncategorized — serasera @ 10:57 pm

Ny olana tao amin’ny dinika dia mety mifandray amin’ny fahana RSS izay vao nampidirina sy nohatsaraina tamin’ity tao vaovao ity. Nisy variable $msg izay mbola nihainohaino tamin’ilay fahana RSS ka mety iny no raisin’ny hafatra. Ho hita eo ny vokany.
Ny fomba nanaovana ny debug dia ny fampitahana ny $_POST[msg] sy ny $msg ka raha vao tsy mitovy ireo dia midika izay fa tsy ny hafatra tokony ho tafiditra no tafiditra.
Mbola mitohy ny fanarahamaso.

Create a free website or blog at WordPress.com.