Malagasy Ranoray

May 24, 2005

Zavatra hatao

Filed under: Uncategorized — serasera @ 11:26 am

Ireo zavatra hatao ao amin’ny serasera.org no apetrako eto. Izay vita dia tsy eto intsony 🙂

namana.serasera.org

– Azo asiana commentaire ny sary
– lisitry ny namana alfabetika

Advertisements

May 19, 2005

Forum : momba ny fanitsiana

Filed under: Uncategorized — serasera @ 10:15 am

Nisy olana kely ny momba ny fanitsiana ny forum. Tsy ekeny ny fanitsiana atao satria tsy mitranga ny titre. Efa novaina amin’izao fotoana izao.
Afaka manao correction amin’izay ny admin.

Sécurité

Filed under: Uncategorized — serasera @ 7:51 am

Nohamafisina ny sécurité mba hisakanana ireo manao bot login. Mba hijerena raha mandeha izy dia jerena ireo namana manana isa be indrindra

marimar (1531)
aristar (1323)
rurik (1165)

07h51

May 17, 2005

111633125337187103

Filed under: Uncategorized — serasera @ 2:00 pm


Hery sy Hanta. Ny sary tsara indrindra hatramin’izao angamba.

111633012201855339

Filed under: Uncategorized — serasera @ 1:42 pm


serasera.org tamin’ny fotoan’androny (2000-2002)

Fanitsiana ny smileys

Filed under: Uncategorized — serasera @ 2:20 am

Nahitsy ny smileys amin’ny serasera.org iray manontolo. Mety amin’izay ny mametraka smileys ao anaty lahatsoratra asiana fanovana. (Teo aloha izy mipetraka any amin’ny faran’ny lahatsoratra)

Nohatsaraina ihany koa ny bbcode. NialĂ na ny fomban’ny phpBB ary naka ny fanaon’ny dokuwiki.

Nomena accès @ webmin i lanto ahafahany manao reboot raha misy blem ny site.

Blog at WordPress.com.