Malagasy Ranoray

January 31, 2005

Forum ver 1. Niditra garazy

Filed under: Uncategorized — serasera @ 1:41 pm

Nampidirina garazy androany ny forum tao voalohany.

Ankoatry ny endrika ivelany dia niditra tamin’ny smarty koa ny forum.serasera.org. Efa
manomboka mikarakara ny hanokafana ny sources ho an’izay te hanatsara azy.

http://forum.serasera.org/index.php?rub=message&msgid=m41fe6d181ac25

Create a free website or blog at WordPress.com.